lila/conf/messages.mg
2014-08-02 19:38:41 +02:00

256 lines
9.8 KiB
Plaintext

playWithAFriend=Milalaova miaraka amin'ny namana
playWithTheMachine=Milalaova miaraka amin'ny solosaina
toInviteSomeoneToPlayGiveThisUrl=Raha te hanasa olona hilalao dia alefaso any aminy ity URL ity
gameOver=Vita ny lalao
waitingForOpponent=Miandry mpifanandrina
waiting=Eo am-piandrasana
yourTurn=Anjaranao izao
aiNameLevelAiLevel=%s ambaratonga %s
level=Ambaratonga
toggleTheChat=Toggle the chat
toggleSound=Toggle sound
chat=Chat
resign=Miverena miditra
checkmate=Echéc et mat
stalemate=Stalemate
white=Fotsy
black=Mainty
randomColor=Loko voafantina
createAGame=Mamorona lalao
whiteIsVictorious=Naharesy ny fotsy
blackIsVictorious=Naharesy ny mainty
playWithTheSameOpponentAgain=Milalaova indray miaraka amin'ny mpifanandrina
newOpponent=Mpifanandrina vaovao
playWithAnotherOpponent=Milalaova miaraka amina mpifanandrina hafa
yourOpponentWantsToPlayANewGameWithYou=Te hanomboka lalao vaovao ny mpifanandrina aminao
joinTheGame=Idiro ny lalao
whitePlays=Milalao ny fotsy
blackPlays=Milalao ny mainty
theOtherPlayerHasLeftTheGameYouCanForceResignationOrWaitForHim=Mety nandao ny lalao ny mpifanandrina. Afaka mitaky ny fandresena, miandry ny fiverenany, na manery azy hiala ilany ianao.
makeYourOpponentResign=Asaivo miverina ny mpifanandrina aminao
forceResignation=Takio ny fandresena
forceDraw=Angataho ny hahasahala ny lalao
talkInChat=Miresaha ao amin'ny chat
theFirstPersonToComeOnThisUrlWillPlayWithYou=Ny olona voalohany ho tonga eto amin'ito URL ito no hilalao aminao.
whiteCreatesTheGame=Ny fotsy no nanomboka ny lalao
blackCreatesTheGame=Ny mainty no nanomboka ny lalao
whiteJoinsTheGame=Miditra ao amin'ny lalao ny fotsy
blackJoinsTheGame=Miditra ao amin'ny lalao ny mainty
whiteResigned=Niverina ny fotsy
blackResigned=Niverina ny mainty
whiteLeftTheGame=Nandao ny lalao ny fotsy
blackLeftTheGame=Nandao ny lalao ny mainty
shareThisUrlToLetSpectatorsSeeTheGame=Zarao ity URL ity ahafahan'ny mpijery manaraka ny lalao
youAreViewingThisGameAsASpectator=You are viewing this game as a spectator
replayAndAnalyse=Averina ny hetsika tamin'ny lalao ary hadihadiana
computerAnalysisInProgress=Eo am-panadihadiana ny solosaina
theComputerAnalysisHasFailed=Nandamoaka ny fanadihadiana nataon'ny solosaina
viewTheComputerAnalysis=Jereo ny fanadihadiana nataon'ny solosaina
requestAComputerAnalysis=Angataho ny fanadihadian'ny solosaina
blunders=Gafy
mistakes=Hadisoana
inaccuracies=Tsy fahamarinana
flipBoard=Atsimbadiho ny échiquier
threefoldRepetition=Famerenana in-telo
claimADraw=Angataho ny ahasahala ny lalao
offerDraw=Manaova soso-kevitra mba ho sahala ny lalao
draw=Sahala
nbConnectedPlayers=%s mpilalao
gamesBeingPlayedRightNow=Ireo lalao amin'izao fotoana
viewAllNbGames=%s lalao
viewNbCheckmates=%s Echéc et mat
nbBookmarks=%s Bookmarks
nbPopularGames=%s ny lalao malaza
nbAnalysedGames=%s ny lalao voahadihady
bookmarkedByNbPlayers=Nankafizin'ny mpilalao %s
viewInFullSize=Alehibiazo
logOut=Mivoaha
signIn=Midira
newToLichess=Vaovao ho anao Lichess?
youNeedAnAccountToDoThat=Mila kaonty ianao mba hanaovana an'izay
signUp=Mamoroana kaonty
games=Lalao
forum=Serasera
xPostedInForumY=%s dia niserasera tao amin'ny dinika %s
minutesPerSide=Minitra ho an'ny mpilalao tsirairay
variant=Variant
timeControl=Fanaraha-maso ny fotoana
time=Fotoana
username=Solon'anarana
password=Teny miafina
haveAnAccount=Efa manana kaonty?
allYouNeedIsAUsernameAndAPassword=Solon'anarana sy teny miafina ihany no ilainao.
changePassword=Ovay ny teny miafina
learnMoreAboutLichess=Fahalalana fanampiny momba an'i Lichess
rank=Laharana
gamesPlayed=Lalao nolalaovina
nbGamesWithYou=%s lalao niaraka taminao
declineInvitation=Lavo ny fanasana
cancel=Cancel
timeOut=Lany fotoana
drawOfferSent=Lasa ny fangatahana lalao sahala
drawOfferDeclined=Lavo ny fangatahana ny hahasahala ny lalao
drawOfferAccepted=Noekena ny fangatahana ny hahasahala ny lalao
drawOfferCanceled=Nadaboka ny fangatahana ny hahasahala ny lalao
yourOpponentOffersADraw=Manome soso-kevitra ny hahasahala ny lalao ny mpifanandrina
accept=Ekena
decline=Lavina
playingRightNow=Milalao amin'izao fotoana
finished=Vita
abortGame=Ajanona ny lalao
gameAborted=Tapaka ny lalao
standard=Standard
unlimited=Tsy misy fetra
mode=Mode
casual=Lalaom-pirahalahiana
rated=Misy laharana
thisGameIsRated=Misy laharana ity lalao ity
rematch=Lalao miverina
rematchOfferSent=Lasa ny fangatahana lalao miverina
rematchOfferAccepted=Ekena ny fangatahana lalao miverina
rematchOfferCanceled=Najanona ny fangatahana lalao miverina
rematchOfferDeclined=Lavo ny fangatahana lalao miverina
cancelRematchOffer=Ajanona ny fangatahana lalao miverina
viewRematch=Jereo ny lalao miverina
play=Milalaova
inbox=Mailaka/Hafatra voaray
chatRoom=Chat room
spectatorRoom=Efitry ny mpijery
composeMessage=Soraty ny hafatra
noNewMessages=Tsy misy hafatra vaovao
subject=Antony
recipient=Antontany
send=Alefaso
incrementInSeconds=Increment in seconds
freeOnlineChess=Echéc maimaimpoana amin'ny tranon'kala
spectators=Mpanaraka:
nbWins=Fandresena %s
nbLosses=Faharesena %s
nbDraws=Lalao sahala %s
exportGames=Exporter-o ny lalao
ratingRange=Rating range
giveNbSeconds=Omeo %s segondra
premoveEnabledClickAnywhereToCancel=Pré-coup activé - Cliquer-o na aiza na aiza raha te hanajanona izany ianao
thisPlayerUsesChessComputerAssistance=Mampiasa solosaina mpanampy ity mpilalao ity
opening=Fanokafana
takeback=Averina ny fihetsehana farany teo
proposeATakeback=Angataho ny famerenana ny fihetsehana farany teo
takebackPropositionSent=Lasa ny famerenana ny fihetsehana farany teo
takebackPropositionDeclined=Lavo ny famerenana ny fihetsehana farany teo
takebackPropositionAccepted=Ekena ny famerenana ny fihetsehana farany teo
takebackPropositionCanceled=Najanona ny famerenana ny fihetsehana farany teo
yourOpponentProposesATakeback=Mangataka ny famerenana ny fihetsehana farany teo ny mpifanandrina
bookmarkThisGame=Tadidio ity lalao ity
search=Fitadiavana
advancedSearch=Fitadiavana
tournament=Fifaninanana
tournaments=Fifaninanana
tournamentPoints=Isa azo tamin'ny fifaninanana
viewTournament=Jereo ny fifaninanana
freeOnlineChessGamePlayChessNowInACleanInterfaceNoRegistrationNoAdsNoPluginRequiredPlayChessWithComputerFriendsOrRandomOpponents=Lalao échec maimaimpoana. Milalaova échec miraka amina interface tsara voatra. Tsy mila fisoratana anarana, tsy misy dokam-barotra, tsy mila plugin. Milalaova échec miraka amin'ny solosaina, namana na mpandray anjara voafantina.
teams=vondrona
nbMembers=mpiray vondrona %s
allTeams=Ny vondrona rehetra
newTeam=vondrona vaovao
myTeams=Ny vondroko
noTeamFound=Tsy misy vondrona hita
joinTeam=Miditra amin'ny vondrona
quitTeam=Miala amin'ny vondrona
anyoneCanJoin=Afaka miditra ny rehetra
aConfirmationIsRequiredToJoin=Mila fanekena ny fidirana ao amin'ny vondrona
joiningPolicy=Lalàna mamehy ny fidirana
teamLeader=Mpitarika
teamBestPlayers=Ny mpilalao mendrika indrindra
teamRecentMembers=Mpilalao vao niditra
xJoinedTeamY=%s dia niditra tao amin'ny %s
xCreatedTeamY=Namorona ny vondrona %s i %s
averageElo=Filaharana ankapobeny
location=Toerana
settings=Kirakira ankapobeny
filterGames=Sivanina ny lalao
reset=Averina
apply=Ampiharo
leaderboard=Filaharana
pasteTheFenStringHere=Apetaho eto ny code FEN
pasteThePgnStringHere=Apetaho eto ny PGN
fromPosition=Avy amina toerana
continueFromHere=Tohizo avy amin'ito toerana ito
importGame=Ampidiro ny lalao
nbImportedGames=Lalao nampidirina %s
thisIsAChessCaptcha=CAPTCHAn'ny échec ito.
clickOnTheBoardToMakeYourMove=Cliquer-o eo amin'ny faritry ny lalao hanaovanao ny hetsikao voalohany, ary porofoy fa olombelona ianao.
notACheckmate=Tsy échec et mat
colorPlaysCheckmateInOne=milalao %s; échec et mat afaka fihetsehina iray
retry=Avereno andramana
reconnecting=Reconnecting
onlineFriends=Namana connectés
noFriendsOnline=Tsy misy namana connectés
findFriends=Mitadiava namana
favoriteOpponents=Mpifanandrina ankafizina
follow=Araho
following=Manaraka
unfollow=Tsy manaraka
block=Block
blocked=Bahano
unblock=Aza bahanana
followsYou=Manaraka anao
xStartedFollowingY=%s dia nanomboka nanaraka an'i %s
nbFollowers=%s mpanaraka
nbFollowing=%s manaraka
more=Tohiny
memberSince=Mpikambana nanomboka tamin'ny
lastLogin=Niditra farany tamin'ny
challengeToPlay=Challenge to a game
player=Mpilalao
list=Lisitra
graph=Graphe
lessThanNbMinutes=Latsaky ny %s minitra
xToYMinutes=%s hatramin'ny %s minitra
textIsTooShort=Fohy loatra ny soratra.
textIsTooLong=Lava loatra ny soratra.
required=Ilaina.
addToChrome=Ampio ao amin'ny Chrome
openTournaments=Fifaninanana misokatra
duration=Halavany
winner=Mpandresy
standing=Miantona
createANewTournament=Mamorona fifaninanana vaovao
join=Miditra
withdraw=Miala an-daharana
points=Isa
wins=Maharesy
losses=Resy
winStreak=Fandresena misesy
createdBy=Noforonin'i
waitingForNbPlayers=Miandry mpilalao %s
tournamentIsStarting=Manomboka ny fifaninanana
nbMinutesPerSidePlusNbSecondsPerMove=%s minitra/andaniny + %s segondra/hetsika
membersOnly=Mpikambana ihany
boardEditor=Board editor
startPosition=Fipetrahana eo am-panombohana
clearBoard=Fafao ny seham-pilalaovana
savePosition=Tadidio ny fipetrahana
loadPosition=Ampiasao ny fipetrahana notadidiana
isPrivate=Privé(e)
reportXToModerators=Toroy any amin'ny tompon-andraikitra i %s
profile=Mombamomba
editProfile=Ovay ny mombamomba anao
firstName=Anarana
lastName=Fanampin'anarana
biography=Biographie
country=Firenena
preferences=Preferences
watchLichessTV=Mijereva Lichess TV
previouslyOnLichessTV=Teto amin'ny Lichess TV
todaysLeaders=Ny mpifaninana sangany androany
onlinePlayers=Ny mpilalao connectés
progressToday=Ny fivoarana androany
progressThisWeek=Ny fivoarana tamin'ity erinandro ity
progressThisMonth=Ny fivoarana tamin'ity volana ity
leaderboardThisWeek=Ny mpifaninana mendrika tamin'ity erinandro ity
leaderboardThisMonth=Ny mpifaninana mendrika tamin'ity volana ity
activeToday=Mpifaninana nilalao be indrindra androany
activeThisWeek=Mpifaninana nilalao be indrindra tamin'ity erinandro ity
activePlayers=Mpifaninana nilalao be indrindra
bewareTheGameIsRatedButHasNoClock=Tandremo, voasokajy ny lalao nefa tsy misy famataram-potoana !